Isaia 28:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary aza manaraby+ sao hogejaina mafy kokoa ny tady mamatotra anareo. Reko mantsy fa efa nanapa-kevitra handripaka ny tany manontolo+ i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 28:22 ip-1 295, 300-301; w91 1/9 23 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 28:22 Faminanian’i Isaia I, p. 295, 300-301 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1991, p. 23
22 Ary aza manaraby+ sao hogejaina mafy kokoa ny tady mamatotra anareo. Reko mantsy fa efa nanapa-kevitra handripaka ny tany manontolo+ i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony.+