Isaia 37:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nirahiny ho any amin’i Isaia+ mpaminany+ zanak’i Amoza i Eliakima+ mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna mpitan-tsoratra,+ ary ny anti-panahy mpisorona.+ Ary nitafy lamba gony daholo ireo. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 37:2 ip-1 389 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 37:2 Faminanian’i Isaia I, p. 389-390
2 Dia nirahiny ho any amin’i Isaia+ mpaminany+ zanak’i Amoza i Eliakima+ mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna mpitan-tsoratra,+ ary ny anti-panahy mpisorona.+ Ary nitafy lamba gony daholo ireo.