Isaia 40:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho avy toy ny mahery i Jehovah Tompo Fara Tampony, ary ny sandriny no hanjaka hisolo tena azy.+ Efa eny aminy ny valisoa omeny,+ ary efa eo anatrehany ny karama aloany.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 40:10 w19.01 5-6; w07 1/4 26; ip-1 402, 404, 406 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 40:10 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),1/2019, p. 5-6 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2007, p. 26 Faminanian’i Isaia I, p. 402-407
10 Ho avy toy ny mahery i Jehovah Tompo Fara Tampony, ary ny sandriny no hanjaka hisolo tena azy.+ Efa eny aminy ny valisoa omeny,+ ary efa eo anatrehany ny karama aloany.+
40:10 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),1/2019, p. 5-6 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2007, p. 26 Faminanian’i Isaia I, p. 402-407