Isaia 55:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hazo zenevrie no haniry+ fa tsy kirihitra feno tsilo, ary hazo mirta fa tsy tsilo.+ Hampahalaza an’i Jehovah izany,+ ka ho famantarana tsy hofoanana mandritra ny fotoana tsy voafetra.”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 55:13 ip-2 246 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 55:13 Faminanian’i Isaia II, p. 245-246
13 Hazo zenevrie no haniry+ fa tsy kirihitra feno tsilo, ary hazo mirta fa tsy tsilo.+ Hampahalaza an’i Jehovah izany,+ ka ho famantarana tsy hofoanana mandritra ny fotoana tsy voafetra.”+