Isaia 58:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary raha toa ka omenao ho an’ny noana ny zavatra irinao,+ sady ataonao afa-po ny ory, dia hamirapiratra ao anatin’ny haizina ny fahazavanao ary ho toy ny mitataovovona ny haizim-pitonao.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 58:10 ip-2 284 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 58:10 Faminanian’i Isaia II, p. 282-284
10 ary raha toa ka omenao ho an’ny noana ny zavatra irinao,+ sady ataonao afa-po ny ory, dia hamirapiratra ao anatin’ny haizina ny fahazavanao ary ho toy ny mitataovovona ny haizim-pitonao.+