Salamo 37:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hataony miharihary toy ny hazavana ny fahamarinanao,+Ary hataony miharihary toy ny mitataovovonana ny fitiavanao ny rariny.+ Isaia 58:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Raha izany no ataonao, dia hiposaka toy ny maraina ny fahazavanao,+ ary ho sitrana haingana ianao.+ Handeha eo alohanao ny fahamarinanao,+ ary ho vodilaharana mpiaro anao ny voninahitr’i Jehovah.+
6 Hataony miharihary toy ny hazavana ny fahamarinanao,+Ary hataony miharihary toy ny mitataovovonana ny fitiavanao ny rariny.+
8 “Raha izany no ataonao, dia hiposaka toy ny maraina ny fahazavanao,+ ary ho sitrana haingana ianao.+ Handeha eo alohanao ny fahamarinanao,+ ary ho vodilaharana mpiaro anao ny voninahitr’i Jehovah.+