Jeremia 34:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tamin’izay ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona dia niady tamin’i Jerosalema sy ny sisa rehetra tamin’ireo tanànan’i Joda+ sy tamin’i Lakisy+ sy Azeka,+ satria ireo roa ireo sisa no tanàna voaro mafy+ mbola tsy resy, tamin’ireo tanànan’i Joda.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 34:7 w07 15/11 14 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:7 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2007, p. 14
7 Tamin’izay ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona dia niady tamin’i Jerosalema sy ny sisa rehetra tamin’ireo tanànan’i Joda+ sy tamin’i Lakisy+ sy Azeka,+ satria ireo roa ireo sisa no tanàna voaro mafy+ mbola tsy resy, tamin’ireo tanànan’i Joda.+