14 Koa hoy aho: “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Tsy olona maloto ange aho e!+ Ary mbola tsy nihinana biby maty ho azy aho na nihinana biby noviraviraim-biby, hatramin’ny fahazazako ka hatramin’izao.+ Ary mbola tsy niditra tamin’ny vavako ny hena maloto.”+