Ezekiela 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Raha mbola namely izy ireo, dia izaho irery sisa tavela. Koa niankohoka aho+ ka nitalaho hoe: “Indrisy,+ Jehovah Tompo Fara Tampony ô, aripakao daholo ve ny sisa amin’ny Israely satria manampatra ny fahatezeranao amin’i Jerosalema ianao?”+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 9:8 rr 176 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:8 Fivavahana Madio, p. 176
8 Raha mbola namely izy ireo, dia izaho irery sisa tavela. Koa niankohoka aho+ ka nitalaho hoe: “Indrisy,+ Jehovah Tompo Fara Tampony ô, aripakao daholo ve ny sisa amin’ny Israely satria manampatra ny fahatezeranao amin’i Jerosalema ianao?”+