Ezekiela 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Ho lavo koa ireo mpomba an’i Ejipta ary hihena ny heriny izay ireharehany.’+ “‘Ho lavon-tsabatra izy ireo any, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony. Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:6 Fandalinana, Boky 2,
6 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Ho lavo koa ireo mpomba an’i Ejipta ary hihena ny heriny izay ireharehany.’+ “‘Ho lavon-tsabatra izy ireo any, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.