40 Tamin’ny andro fahafolon’ny volana, teo am-piandohan’ny taona fahadimy amby roapolo nanaovana sesitany anay,+ izay taona fahefatra ambin’ny folo naharava ny tanàna,+ eny, tamin’izay andro izay indrindra no niasa tamiko ny tanan’i Jehovah+ ka nentiny tany aho.+