-
Amosa 6:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary mba hamoahana ny taolana avy ao an-trano, dia havoakan’ny rahalahin-drainy tsirairay izy ireo, ka hodorany+ tsirairay. Ary hanontany an’izay any anatiny indrindra amin’ilay trano izy hoe: ‘Mbola misy olona ve ao aminao ao?’ Dia hamaly io hoe: ‘Tsy misy!’ Ary hiteny indray izy hoe: ‘Mangìna! Fa tsy izao intsony no fotoana iantsoana ny anaran’i Jehovah.’”+
-