-
Mika 4:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Maro ny firenena ho any, ka hanao hoe: “Avia!+ Andao isika hiakatra ho any an-tendrombohitr’i Jehovah sy ho any an-tranon’Andriamanitr’i Jakoba.+ Hampianatra antsika ny lalany izy,+ ary handeha amin’ny atorony isika.”+ Fa avy ao Ziona no hivoahan’ny lalàna, ary avy ao Jerosalema ny tenin’i Jehovah.+
-