Matio 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hiteraka zazalahy izy, ary ataovy hoe Jesosy* ny anarany,+ fa izy no hamonjy+ ny fireneny+ ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo.”+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:21 w06 15/12 5-6 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:21 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/2006, p. 5-6
21 Hiteraka zazalahy izy, ary ataovy hoe Jesosy* ny anarany,+ fa izy no hamonjy+ ny fireneny+ ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo.”+