Matio 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha mbola nidina ny tendrombohitra izy ireo, dia nandidy azy i Jesosy hoe: “Aza lazaina na amin’iza na amin’iza iny fahitana iny, mandra-pitsangan’ny Zanak’olona amin’ny maty.”+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 17:9 w00 1/4 13-14; w92 15/1 21 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:9 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2000, p. 13-1415/1/1992, p. 21
9 Raha mbola nidina ny tendrombohitra izy ireo, dia nandidy azy i Jesosy hoe: “Aza lazaina na amin’iza na amin’iza iny fahitana iny, mandra-pitsangan’ny Zanak’olona amin’ny maty.”+