Marka 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia neken’i Jesosy izany. Koa nivoaka ireo fanahy maloto ka niditra tao amin’ireo kisoa. Ary nirifatra nankeny amin’ny hantsana ilay andiany, izay nisy kisoa roa arivo teo ho eo, ka nivarina tany an-dranomasina dia maty an-drano avokoa.+ Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:13 Fandalinana, Boky 2,
13 Dia neken’i Jesosy izany. Koa nivoaka ireo fanahy maloto ka niditra tao amin’ireo kisoa. Ary nirifatra nankeny amin’ny hantsana ilay andiany, izay nisy kisoa roa arivo teo ho eo, ka nivarina tany an-dranomasina dia maty an-drano avokoa.+