25 Raha vao mitsangana hanidy varavarana mantsy ny tompon-trano, nefa amin’izay ianareo no manomboka mijoro ao ivelany sy mandondòna ao am-baravarana, ka manao hoe: ‘Mba vohay re izahay, tompoko ô!’,+ dia izao no havaliny anareo: ‘Tsy fantatro na avy aiza ianareo, na avy aiza.’+