6 Rehefa tsikaritr’i Paoly fa Sadoseo+ ny sasany ary Fariseo kosa ny sasany, dia niteny mafy teo anatrehan’ny Fitsarana Avo izy hoe: “Ry rahalahy! Fariseo aho,+ ary zanaky ny Fariseo. Ny amin’ny fanantenana fitsanganana+ amin’ny maty no itsarana ahy.”+