Romanina 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nanakalo ny fahamarinan’Andriamanitra+ tamin’ny lainga+ ireo, ka nanompo zavatra noforonina sy nivavaka tamin’izany, fa tsy tamin’ny Mpamorona, izay isaorana mandrakizay. Amena.* Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:25 lff lesona 13; w93 15/6 12-13 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:25 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 13 Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/1993, p. 12-13
25 Nanakalo ny fahamarinan’Andriamanitra+ tamin’ny lainga+ ireo, ka nanompo zavatra noforonina sy nivavaka tamin’izany, fa tsy tamin’ny Mpamorona, izay isaorana mandrakizay. Amena.*
1:25 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 13 Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/1993, p. 12-13