2 Ho an’ny fiangonan’Andriamanitra any Korinto,+ eny, ho anareo izay nohamasinina+ tao amin’i Kristy Jesosy sady voantso ho olona masina,+ mbamin’izay rehetra miantso hatraiza hatraiza ny anaran’ny+ Tompontsika, dia i Jesosy Kristy, izay Tompon’izy ireo sady Tompontsika koa,+