1 Korintianina 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa fanahy iray tokoa no nanaovana batisa+ antsika rehetra mba ho vatana iray ihany isika, na Jiosy na Grika, na mpanompo na olona afaka. Ary nampisotroina+ fanahy iray ihany isika rehetra. 1 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 12:13 uw 98 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:13 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 110 Fandalinana, Fandalinana, Boky 1,
13 Fa fanahy iray tokoa no nanaovana batisa+ antsika rehetra mba ho vatana iray ihany isika, na Jiosy na Grika, na mpanompo na olona afaka. Ary nampisotroina+ fanahy iray ihany isika rehetra.