1 Tesalonianina 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Amin’izay dia hohatanjahiny sy hataony tsy misy tsiny+ ny fonareo, raha ny amin’ny fahamasinana eo anatrehan’Andriamanitra Raintsika, rehefa hanatrika+ i Jesosy Tompontsika, miaraka amin’ny olony masina rehetra.+ 1 Tesalonianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:13 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1987, p. 11
13 Amin’izay dia hohatanjahiny sy hataony tsy misy tsiny+ ny fonareo, raha ny amin’ny fahamasinana eo anatrehan’Andriamanitra Raintsika, rehefa hanatrika+ i Jesosy Tompontsika, miaraka amin’ny olony masina rehetra.+