1 Timoty 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Azo antoka ka tena mendrika ny hekena izao teny izao:+ Tonga teo amin’izao tontolo izao i Kristy Jesosy mba hamonjy ny mpanota,+ ary izaho no lohany tamin’ireny.+
15 Azo antoka ka tena mendrika ny hekena izao teny izao:+ Tonga teo amin’izao tontolo izao i Kristy Jesosy mba hamonjy ny mpanota,+ ary izaho no lohany tamin’ireny.+