-
“Handahatra eo Anatrehan’i Kaisara Aho”Ny Tilikambo Fiambenana—2001 | 15 Desambra
-
-
Nolazain’izy ireo fa mpitarika “ilay antoko atao hoe Nazarena” izy ary nitady handoto ny tempoly.—Asan’ny Apostoly 24:1-6.
Noheverin’ireo mpiampanga azy voalohany fa nampidirin’i Paoly tao amin’ilay kianja natokana ho an’ny Jiosy ilay Jentilisa atao hoe Trofimo.a (Asan’ny Apostoly 21:28, 29) I Trofimo ihany no nandika lalàna raha ny marina. Ho nohelohina ho faty koa anefa i Paoly, raha noheverin’ny Jiosy fa nanampy azy. Toa neken’ny Romanina fa tokony ho faty izay nanao izany. Raha ny mpiambina ny tempoly àry no nisambotra an’i Paoly, fa tsy i Lysia, dia nety ho mora tamin’ny Synedriona ny nitsara sy nanameloka azy.
-
-
“Handahatra eo Anatrehan’i Kaisara Aho”Ny Tilikambo Fiambenana—2001 | 15 Desambra
-
-
a Nisy rindrim-bato iray metatra mahery teo ho eo nanasaraka ny Kianjan’ny Jentilisa tamin’ny kianja anatiny. Nahitana fampitandremana maromaro tamin’ny teny grika sy latinina tamin’io rindrina io, nanao hoe: “Tsy misy vahiny mahazo mihoatra ity fefy ity na ny fefy manodidina ny fitoerana masina. Ho voaheloka ho faty izay tratra.”
-