3B “Fanahy”—Fanahy Masina, Hery Ampiasain’Andriamanitra, Anjely, Rivotra, Zotom-po; Hery Mamelona; Zavatra Hafa
Heb.: רוח (roah); gr.: πνευμα (pneoma); lat.: spiʹri·tus
Miseho in-260 ny teny hebreo hoe roah, ao amin’ny Soratra Hebreo, ka ao amin’ny Ge 1:2 ny voalohany. “Fofonaina” no dikany voalohany, nefa manana heviny hafa koa izy io. Izao anefa no iombonan’ireo heviny rehetra ireo: Manondro zavatra tsy hita maso, ary azo porofoina ny fisian’ny heriny. Hita maso ny vokatr’izany hery tsy hita maso izany.
Miseho in-334 ny teny grika hoe pneoma, ao amin’ny Soratra Grika Kristianina, ka ao amin’ny Mt 1:18 ny voalohany, ao amin’ilay teny nadika hoe “fanahy masina.” Mitovy hevitra amin’ilay teny hebreo hoe roah izy io.
Nosokajinay eto ambany, eo ambanin’ny lohateny samihafa, ireo andinin-teny misy ny roah na pneoma.
Anjely
1Mp 22:21; Ezk 3:12; Ezk 8:3; Mt 8:16; Mt 10:1; Mr 3:11, 30; 1Ko 15:45; He 1:7; 1Pe 3:18.
Rivotra
Ge 8:1; Ek 10:13; 1Mp 18:45; Jn 3:8.
Ny fanahy masina, na hery ampiasain’Andriamanitra
Ge 1:2; Ge 41:38; No 11:25; Mpts 6:34; 1Sa 19:20; 2Ta 24:20; Is 11:2; Ezk 11:5; Za 4:6; Mt 1:18; Mt 28:19; Mr 1:8; Lk 1:67; Lk 2:27; As 1:8; 2:33; Ro 5:5; Ro 8:15, 16; 2Ko 13:14; Ef 3:16; Ef 4:4; 1Te 5:19; Tit 3:5; Jd 20.
Hery mamelona na aina
Ge 6:17; Jb 27:3; Jb 34:14; Sl 31:5; Sl 146:4; Mpto 3:19; Mpto 12:7; Is 42:5; Lk 8:55; Lk 23:46; As 7:59.
Fanahy Andriamanitra, izany hoe tsy hita maso
Zotom-po, toe-tsaina, ary fihetseham-po
Ek 35:21; No 14:24; Oh 25:28; Is 57:15; Lk 1:17; 2Ko 2:13; 1Te 5:23.
[Loharanon-kevitra]
Sombin-dahatsoratra avy ao amin’ny boky it-2-E p. 1017-1027 SPIRIT