B5
Ny Tranolay Masina sy ny Mpisoronabe
Ny tranolay masina sy ny zavatra tao
1 Vata (Ek 25:10-22; 26:33)
2 Ridao (Ek 26:31-33)
3 Andry Fihantonan’ny Ridao (Ek 26:31, 32)
4 Masina (Ek 26:33)
5 Masina Indrindra (Ek 26:33)
6 Lamba Fanakonana (Ek 26:36)
7 Andry Fihantonan’ny Lamba Fanakonana (Ek 26:37)
8 Faladia Varahina (Ek 26:37)
9 Alitara Fandoroana Emboka Manitra (Ek 30:1-6)
10 Latabatry ny Mofo Aseho (Ek 25:23-30; 26:35)
11 Fitoeran-jiro (Ek 25:31-40; 26:35)
12 Lamba Vita Amin’ny Kofehy Rongony (Ek 26:1-6)
13 Lamba Vita Amin’ny Volon’osy (Ek 26:7-13)
14 Rakotra Vita Amin’ny Hoditr’ondrilahy (Ek 26:14)
15 Rakotra Vita Amin’ny Hoditra Faoky (Ek 26:14)
16 Rafitra Hazo (Ek 26:15-18, 29)
17 Faladia Volafotsy Itsatohan’ny Rafitra Hazo (Ek 26:19-21)
18 Barany (Ek 26:26-29)
19 Faladia Volafotsy (Ek 26:32)
20 Kovetabe Varahina (Ek 30:18-21)
21 Alitara Fanaovana Fanatitra Dorana (Ek 27:1-8)
22 Tokotany (Ek 27:17, 18)
23 Fidirana (Ek 27:16)
24 Fefy Lamba Vita Amin’ny Kofehy Rongony (Ek 27:9-15)
Mpisoronabe
Hazavain’ny Eksodosy 28 hoe hoatran’ny ahoana ny akanjon’ny mpisoronabe teo amin’ny Israely
Satroka Lamba (Ek 28:39)
Vato Oniksa (Ek 28:9)
Rojo (Ek 28:14)
Saron-tratra Fitsarana, Misy Vatosoa 12 (Ek 28:15-21)
Akanjo Manga Tsy Misy Tanany (Ek 28:31)
Morontongony Misy Lakolosy Kely sy Ampongabendanitra (Ek 28:33-35)
Akanjo Karôkarô Vita Amin’ny Kofehy Rongony Tena Tsara (Ek 28:39)