Salamo
ג [Gimela]
2 Hahery eto an-tany ny zanany,+
ד [Daleta]
Ary ny taranaky ny olo-mahitsy hotahina.+
ה [He]
ז [Zaina]
4 Mamirapiratra toy ny hazavana ao anaty haizina izy, ho an’ny olo-mahitsy.+
ח [Heta]
Tsara fanahy sy mamindra fo ary tia rariny izy.+
ט [Teta]
5 Izay olona tsara dia miantra+ sy mampisambotra.+
י [Yôda]
Manao ny rariny izy amin’izay ataony.+
כ [Kafa]
6 Tsy hangozohozo mihitsy izy.+
ל [Lameda]
Hotsaroana mandritra ny fotoana tsy voafetra ny olo-marina.+
מ [Mema]
7 Tsy hatahotra handre vaovao ratsy izy.+
ס [Sameka]
8 Tsy miovaova ny fony,+ ary tsy hatahotra izy.+
ע [Aina]
Ho faly hahita izay hanjo ny fahavalony izy.+
פ [Pe]
9 Manao fanomezana be dia be izy, ary manome ho an’ny mahantra.+
צ [Tsade]
Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+
ר [Resa]
10 Hahita izany ny ratsy fanahy ka ho sosotra.+
ש [Shina]
Hihidy vazana sy hitsonika izy.+
ת [Tao]
Tsy ho tanteraka ny fanirian’ny ratsy fanahy.+