Salamo
Hiran’i Davida.
2 Mampandry ahy eny amin’ny toerana rakotra ahi-maitso izy,+
Ary mitondra ahy eny amin’ny toeram-pialan-tsasatra azon-drano tsara.+
4 Na dia mamakivaky lohasaha maizim-pito aza aho,+
Dia tsy misy loza atahorako,+
Satria ianao no eo anilako.+
Ny tsorakazonao sy ny tehinao no manome toky ahy.+