26 Ary naka mofo tao anatin’ilay harona fasiana mofo tsy misy lalivay teo anatrehan’i Jehovah izy, ka nakany iray avy ny mofo boribory tsy misy lalivay,+ sy ny mofo boribory misy menaka,+ ary ny mofo fisaka.+ Napetrany teo ambonin’ny tavin’ilay ondry sy ilay feny ankavanana ireo.