Levitikosy 8:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary naka mofo tao anatin’ilay harona fasiana mofo tsy misy lalivay teo anatrehan’i Jehovah izy, ka nakany iray avy ny mofo boribory tsy misy lalivay,+ sy ny mofo boribory misy menaka,+ ary ny mofo fisaka.+ Napetrany teo ambonin’ny tavin’ilay ondry sy ilay feny ankavanana ireo. 1 Korintianina 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa aoka isika hankalaza ilay fety,+ tsy amin’ny lalivay efa ela,+ na amin’ny lalivain’ny+ faharatsiana sy ny haratsiam-panahy,+ fa amin’ny mofo tsy misy lalivay, dia ny mofon’ny fahatsoram-po sy ny fahamarinana.+
26 Ary naka mofo tao anatin’ilay harona fasiana mofo tsy misy lalivay teo anatrehan’i Jehovah izy, ka nakany iray avy ny mofo boribory tsy misy lalivay,+ sy ny mofo boribory misy menaka,+ ary ny mofo fisaka.+ Napetrany teo ambonin’ny tavin’ilay ondry sy ilay feny ankavanana ireo.
8 Koa aoka isika hankalaza ilay fety,+ tsy amin’ny lalivay efa ela,+ na amin’ny lalivain’ny+ faharatsiana sy ny haratsiam-panahy,+ fa amin’ny mofo tsy misy lalivay, dia ny mofon’ny fahatsoram-po sy ny fahamarinana.+