Deoteronomia 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ireo Teny ireo no nolazain’i Jehovah taminareo rehetra tamin’ny feo mafy avy tao anaty afo+ sy rahona ary haizim-pito, tao an-tendrombohitra. Tsy nasiany fanampiny izany, ary nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ka natolony ahy.+ Asan’ny Apostoly 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Izy+ ilay teo amin’ny fiangonana+ tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razantsika, ary nandray ny fanambarana masina+ sady velona mba homena anareo.
22 “Ireo Teny ireo no nolazain’i Jehovah taminareo rehetra tamin’ny feo mafy avy tao anaty afo+ sy rahona ary haizim-pito, tao an-tendrombohitra. Tsy nasiany fanampiny izany, ary nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ka natolony ahy.+
38 Izy+ ilay teo amin’ny fiangonana+ tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razantsika, ary nandray ny fanambarana masina+ sady velona mba homena anareo.