19 Fantatrao ny didy hoe: ‘Aza mamono olona.+ Aza manitsakitsa-bady.+ Aza mangalatra.+ Aza mijoro ho vavolombelona mandainga.+ Aza manambaka.+ Hajao ny rainao sy ny reninao.’”+
10 na mpangalatra, na olona manana faniriana tsy mety afa-po,+ na mpimamo,+ na mpanevateva, na mpanao an-keriny, dia tsy handova ny fanjakan’Andriamanitra.+
28 Aoka ny mpangalatra tsy hangalatra intsony,+ fa aoka kosa izy hiasa mafy, ka hampiasa ny tanany hanaovana asa tsara,+ mba hanan-javatra hozaraina amin’izay sahirana.+