7 “Hataon’i Jehovah resy eo anoloanao ny fahavalonao+ izay mitsangana hiady aminao. Lalana iray no hivoahany hiady aminao, fa lalana fito kosa no handosirany eo anoloanao.+
16 Dia nozarainy ho telo toko izy telonjato lahy, ka samy nomeny anjombona+ izy rehetra hotazoniny eny an-tanany, ary koa siny lehibe tsy nisy na inona na inona, sy fanilo hatao ao anatin’ireo siny.
20 Ary i Abisay+ rahalahin’i Joaba,+ no lasa lehiben’ny telo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny telonjato lahy ka namono an’ireo. Ary nalaza toa an’ireo telo lahy ihany izy.