50Izao no nolazain’i Jehovah: “Aiza izay taratasy fisaraham-panambadiana+ nomeko an-dreninareo izay noroahiko?+ Iza tamin’ireo nitrosako no nivarotako anareo?+ Noho ny fahadisoanareo+ ihany no nivarotana anareo, ary noho ny helokareo ihany no nandroahana an-dreninareo.+