Mpitsara 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ dia natolony teo an-tanan’ny mpandroba izy ireo ka voaroba.+ Ary namidin’Andriamanitra ho eo an-tanan’ny fahavalony manodidina izy ireo,+ ka tsy nahatohitra an’ireny intsony.+ 1 Samoela 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa niady tokoa ny Filistinina. Dia resy ny Israely,+ ka samy nandositra tany amin’ny tranolainy avy.+ Ary be dia be no maty,+ ka ny Israely dia nahafatesana lehilahy telo alina nandeha an-tongotra.+
14 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ dia natolony teo an-tanan’ny mpandroba izy ireo ka voaroba.+ Ary namidin’Andriamanitra ho eo an-tanan’ny fahavalony manodidina izy ireo,+ ka tsy nahatohitra an’ireny intsony.+
10 Koa niady tokoa ny Filistinina. Dia resy ny Israely,+ ka samy nandositra tany amin’ny tranolainy avy.+ Ary be dia be no maty,+ ka ny Israely dia nahafatesana lehilahy telo alina nandeha an-tongotra.+