1 Mpanjaka 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Raha resin’ny fahavalo ny Israely olonao+ satria nanota taminao,+ nefa miverina aminao tokoa izy,+ ary midera ny anaranao+ sy mivavaka+ ary mitalaho famindram-po aminao, ato amin’ity trano ity,+ Nehemia 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisaraka+ tamin’ny hafa firenena+ rehetra ny taranak’Israely, ka nitsangana ary niaiky+ ny fahotany+ sy ny fahadisoan’ny razany.+ Daniela 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa nanota izahay,+ ka nanao fahadisoana sy nanao ratsy ary nikomy.+ Tsy nanaraka ny didinao sy ny didim-pitsaranao izahay.+
33 “Raha resin’ny fahavalo ny Israely olonao+ satria nanota taminao,+ nefa miverina aminao tokoa izy,+ ary midera ny anaranao+ sy mivavaka+ ary mitalaho famindram-po aminao, ato amin’ity trano ity,+
2 Ary nisaraka+ tamin’ny hafa firenena+ rehetra ny taranak’Israely, ka nitsangana ary niaiky+ ny fahotany+ sy ny fahadisoan’ny razany.+
5 Efa nanota izahay,+ ka nanao fahadisoana sy nanao ratsy ary nikomy.+ Tsy nanaraka ny didinao sy ny didim-pitsaranao izahay.+