Levitikosy 26:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Hiaiky ny fahadisoany+ sy ny fahadisoan’ny razany izy ireo, ary hiaiky fa tsy mendri-pitokisana teo anatrehako sady nanohitra ahy.+ Ezra 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy aho:+ “Andriamanitro ô! Tena menatra+ sy sadaikatra+ aho ny hiandrandra hitodika any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa nihamaro ny fahadisoanay+ ka mihoatra ny lohanay, ary lehibe manakatra ny lanitra ny helokay.+
40 Hiaiky ny fahadisoany+ sy ny fahadisoan’ny razany izy ireo, ary hiaiky fa tsy mendri-pitokisana teo anatrehako sady nanohitra ahy.+
6 Ary hoy aho:+ “Andriamanitro ô! Tena menatra+ sy sadaikatra+ aho ny hiandrandra hitodika any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa nihamaro ny fahadisoanay+ ka mihoatra ny lohanay, ary lehibe manakatra ny lanitra ny helokay.+