Eksodosy 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ho fanjaka-mpisorona sy ho firenena masina ho ahy ianareo.’+ Ireo no teny holazainao amin’ny zanak’Israely.” Levitikosy 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mitenena amin’ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely hoe: ‘Aoka ho masina+ ianareo, satria masina izaho Jehovah Andriamanitrareo.+ Deoteronomia 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa vahoaka masina+ ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo, ary nofidin’i Jehovah avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+ 1 Tesalonianina 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa Andriamanitra tsy niantso antsika mba hilefitra amin’ny fahalotoana, fa niantso antsika kosa ho amin’ny fahamasinana.+ 1 Petera 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Masina ilay niantso anareo, ka aoka ho masina koa ianareo amin’ny fitondran-tena rehetra,+
6 Ary ho fanjaka-mpisorona sy ho firenena masina ho ahy ianareo.’+ Ireo no teny holazainao amin’ny zanak’Israely.”
2 “Mitenena amin’ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely hoe: ‘Aoka ho masina+ ianareo, satria masina izaho Jehovah Andriamanitrareo.+
2 Fa vahoaka masina+ ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo, ary nofidin’i Jehovah avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+
7 Fa Andriamanitra tsy niantso antsika mba hilefitra amin’ny fahalotoana, fa niantso antsika kosa ho amin’ny fahamasinana.+