Nomery 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa hoy Andriamanitra tamin’i Balama: “Aza mandeha miaraka amin’ireo. Ary aza manozona an’io vahoaka io,+ fa notahina izy.”+ Nomery 24:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nitsangana i Balama taorian’izany, ka niverina tany amin’izay nisy azy.+ Dia lasa koa i Balaka. Josoa 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary novonoin’ny zanak’Israely tamin’ny sabatra i Balama zanak’i Beora,+ ilay mpisikidy,+ ka niara-novonoiny tamin’ny hafa koa. 2 Petera 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nandao ny lala-mahitsy izy ireo ka nania, sady nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy mantsy i Balama.+ Joda 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lozan’ireny, fa nandeha tamin’ny lalan’i Kaina+ izy, niolomay hanaraka ny lalan-dison’i Balama+ mba hahazoana karama, ary efa matin’ny teny fikomian’i+ Kora!+ Apokalypsy 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Misy zavatra vitsivitsy hitako aminao anefa: Ao aminao ireo mitana mafy ny fampianaran’i Balama,+ izay nampianatra an’i Balaka+ hitaona ny zanak’Israely hanota, ka hihinana zavatra natao sorona ho an’ny sampy sy hijangajanga.+
12 Fa hoy Andriamanitra tamin’i Balama: “Aza mandeha miaraka amin’ireo. Ary aza manozona an’io vahoaka io,+ fa notahina izy.”+
25 Ary nitsangana i Balama taorian’izany, ka niverina tany amin’izay nisy azy.+ Dia lasa koa i Balaka.
22 Ary novonoin’ny zanak’Israely tamin’ny sabatra i Balama zanak’i Beora,+ ilay mpisikidy,+ ka niara-novonoiny tamin’ny hafa koa.
15 Ary nandao ny lala-mahitsy izy ireo ka nania, sady nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy mantsy i Balama.+
11 Lozan’ireny, fa nandeha tamin’ny lalan’i Kaina+ izy, niolomay hanaraka ny lalan-dison’i Balama+ mba hahazoana karama, ary efa matin’ny teny fikomian’i+ Kora!+
14 “‘Misy zavatra vitsivitsy hitako aminao anefa: Ao aminao ireo mitana mafy ny fampianaran’i Balama,+ izay nampianatra an’i Balaka+ hitaona ny zanak’Israely hanota, ka hihinana zavatra natao sorona ho an’ny sampy sy hijangajanga.+