18 Dia nidona-tsetroka ny Tendrombohitra Sinay iray manontolo,+ satria i Jehovah nidina teo amboniny tao anaty afo.+ Tsy nitsaha-niakatra ny setroka, toy ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky.+ Ary nihovotrovotra mafy ilay tendrombohitra manontolo.+
23 “Raha vao renareo ilay feo avy tao anaty haizina, raha mbola nirehitra ny tendrombohitra,+ dia nanatona ahy ianareo, izany hoe ny lehibem-poko rehetra sy ny anti-panahy rehetra teo aminareo.
18 Fa ianareo tsy manatona an’ilay tendrombohitra azo tsapain-tanana+ sy nirehitra afo,+ na nanatona rahona mainty, sy haizina mikitroka, sy tafio-drivotra mahery,+