Eksodosy 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nilaza ireto teny rehetra ireto Andriamanitra, ka nanao hoe:+ Deoteronomia 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nambarany taminareo ilay fifanekena+ nasainy harahinareo, dia ny Teny Folo.+ Avy eo, dia nosoratany teo amin’ny takela-bato roa+ izany.
13 Ary nambarany taminareo ilay fifanekena+ nasainy harahinareo, dia ny Teny Folo.+ Avy eo, dia nosoratany teo amin’ny takela-bato roa+ izany.