Salamo 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany, ary ny fahadisoako tsy mba nosarontsaronako.+Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ Sela. Salamo 51:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Taminao dia taminao irery ihany no nanotako,+Ary izay ratsy teo imasonao no nataoko,+Mba ho hita fa marina ianao rehefa miteny,+Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mitsara.+ 1 Timoty 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Miharihary amin’ny rehetra ny fahotan’ny sasany,+ ka mitarika avy hatrany ho amin’ny fanamelohana, fa ny an’ny sasany kosa any aoriana vao miharihary.+
5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany, ary ny fahadisoako tsy mba nosarontsaronako.+Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ Sela.
4 Taminao dia taminao irery ihany no nanotako,+Ary izay ratsy teo imasonao no nataoko,+Mba ho hita fa marina ianao rehefa miteny,+Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mitsara.+
24 Miharihary amin’ny rehetra ny fahotan’ny sasany,+ ka mitarika avy hatrany ho amin’ny fanamelohana, fa ny an’ny sasany kosa any aoriana vao miharihary.+