19 “Dia niala tany Horeba isika, ka nandeha namakivaky ilay tany efitra lehibe sady mampahatahotra+ izay efa hitanareo. Ary ny lalana mankany amin’ny faritra be tendrombohitra misy ny Amorita+ no narahintsika, araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitsika, ka tonga tao Kadesi-barnea+ isika.