1 Samoela 2:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ho avy ny andro hanesorako ny herinao sy ny herin’ny ankohonan’ny razambenao, ka tsy hisy lehilahy ho tratrantitra ao amin’ny ankohonanao.+ 1 Samoela 2:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Koa ho famantarana ho anao izao hanjo an’i Hofinia sy Finehasa zanakao roa lahy+ izao: Andro iray ihany no hahafatesan’izy roa lahy.+ 1 Samoela 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa hoy ilay mpilaza vaovao: “Nandositra teo anoloan’ny Filistinina ny Israely, ary resy tanteraka ny olona.+ Maty koa i Hofinia sy Finehasa zanakao mirahalahy,+ ary lasa babo ny Vata masin’Andriamanitra.”+ Salamo 78:64 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 64 Lavon-tsabatra ny mpisorony,+Ary ny mpitondratenany tsy mba nitomany.+ Mpitoriteny 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy misy manana fahefana amin’ny aina ka hoe hahatana ny ainy,+ ary tsy ananan’ny olona fahefana koa ny andro ahafatesany,+ sady tsy misy afa-miala amin’ny ady.+ Ary tsy havelan’ny faharatsiana ho afa-maina izay manaram-po amin’ny ratsy.+ Mpitoriteny 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ sady tsy ho afaka hanalava ny androm-piainany, izay toy ny aloka,+ satria tsy natahotra an’Andriamanitra izy.+
31 Ho avy ny andro hanesorako ny herinao sy ny herin’ny ankohonan’ny razambenao, ka tsy hisy lehilahy ho tratrantitra ao amin’ny ankohonanao.+
34 Koa ho famantarana ho anao izao hanjo an’i Hofinia sy Finehasa zanakao roa lahy+ izao: Andro iray ihany no hahafatesan’izy roa lahy.+
17 Koa hoy ilay mpilaza vaovao: “Nandositra teo anoloan’ny Filistinina ny Israely, ary resy tanteraka ny olona.+ Maty koa i Hofinia sy Finehasa zanakao mirahalahy,+ ary lasa babo ny Vata masin’Andriamanitra.”+
8 Tsy misy manana fahefana amin’ny aina ka hoe hahatana ny ainy,+ ary tsy ananan’ny olona fahefana koa ny andro ahafatesany,+ sady tsy misy afa-miala amin’ny ady.+ Ary tsy havelan’ny faharatsiana ho afa-maina izay manaram-po amin’ny ratsy.+
13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ sady tsy ho afaka hanalava ny androm-piainany, izay toy ny aloka,+ satria tsy natahotra an’Andriamanitra izy.+