Nomery 32:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa raha tsy izany no hataonareo, dia manota amin’i Jehovah ianareo.+ Raha manota anefa ianareo, dia fantaro fa hahatratra anareo ny fahotanareo.+ Joba 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ho faty tokoa ny jiron’ny ratsy fanahy,+Ary tsy hanjelatra ny pitik’afony. Salamo 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Samy dinihin’i Jehovah na ny olo-marina na ny ratsy fanahy,+Ary tena halany ny olona tia herisetra.+ Salamo 37:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+ Isaia 57:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy”,+ hoy ny Andriamanitro. Matio 25:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ary ho any amin’ny fandringanana mandrakizay ireo,+ fa ny olo-marina kosa ho any amin’ny fiainana mandrakizay.”+ 2 Petera 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tahaka ny biby tsy misaina izay nateraka hosamborina sy hovonoina ireo olona ireo. Noho ny zavatra tsy fantany nefa tevatevainy+ no handringanana azy. Ho ringana izy ireo satria lalana mitarika ho amin’ny fandringanana no narahiny.
23 Fa raha tsy izany no hataonareo, dia manota amin’i Jehovah ianareo.+ Raha manota anefa ianareo, dia fantaro fa hahatratra anareo ny fahotanareo.+
5 Samy dinihin’i Jehovah na ny olo-marina na ny ratsy fanahy,+Ary tena halany ny olona tia herisetra.+
10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+
46 Ary ho any amin’ny fandringanana mandrakizay ireo,+ fa ny olo-marina kosa ho any amin’ny fiainana mandrakizay.”+
12 Tahaka ny biby tsy misaina izay nateraka hosamborina sy hovonoina ireo olona ireo. Noho ny zavatra tsy fantany nefa tevatevainy+ no handringanana azy. Ho ringana izy ireo satria lalana mitarika ho amin’ny fandringanana no narahiny.