1 Mpanjaka 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nandidy azy roa amby telopolo lahy, lehiben’ny+ kalesiny, hoe: “Aza miady amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”+ Salamo 37:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Manao tetika hamelezana ny olo-marina ny ratsy fanahy,+Ka mihidy vazana aminy.+ Salamo 41:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ilay olona tsara fihavanana tamiko, izay nitokisako,+Sy niara-nihinana ny mofoko tamiko,+ dia nanainga ny voditongony hamely ahy.+ Salamo 55:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy fahavalo no nanao tsinontsinona ahy,+Fa raha izany, dia ho zakako ihany.Ary tsy olona nankahala mafy ahy no nirehareha hanohitra ahy,+Fa raha izany, dia ho niafina azy aho.+
31 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nandidy azy roa amby telopolo lahy, lehiben’ny+ kalesiny, hoe: “Aza miady amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”+
9 Ary ilay olona tsara fihavanana tamiko, izay nitokisako,+Sy niara-nihinana ny mofoko tamiko,+ dia nanainga ny voditongony hamely ahy.+
12 Tsy fahavalo no nanao tsinontsinona ahy,+Fa raha izany, dia ho zakako ihany.Ary tsy olona nankahala mafy ahy no nirehareha hanohitra ahy,+Fa raha izany, dia ho niafina azy aho.+