Nomery 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nitsangana i Kora,+ zanak’i Jizara,+ zanak’i Kehata,+ zanak’i Levy,+ mbamin’i Datana+ sy Abirama,+ zanak’i Eliaba,+ ary Ona zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena.+ Nomery 16:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Dia nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany ary ny olon’i Kora rehetra, mbamin’ny fananany rehetra.+ Nomery 26:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo.+ Fa i Kora kosa niara-maty tamin’ny olony, rehefa nolevonin’ny afo ireo dimampolo sy roanjato lahy.+ Koa nanjary fampitandremana ho an’ny hafa izy ireo.+ Joda 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lozan’ireny, fa nandeha tamin’ny lalan’i Kaina+ izy, niolomay hanaraka ny lalan-dison’i Balama+ mba hahazoana karama, ary efa matin’ny teny fikomian’i+ Kora!+
16 Ary nitsangana i Kora,+ zanak’i Jizara,+ zanak’i Kehata,+ zanak’i Levy,+ mbamin’i Datana+ sy Abirama,+ zanak’i Eliaba,+ ary Ona zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena.+
32 Dia nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany ary ny olon’i Kora rehetra, mbamin’ny fananany rehetra.+
10 Ary nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo.+ Fa i Kora kosa niara-maty tamin’ny olony, rehefa nolevonin’ny afo ireo dimampolo sy roanjato lahy.+ Koa nanjary fampitandremana ho an’ny hafa izy ireo.+
11 Lozan’ireny, fa nandeha tamin’ny lalan’i Kaina+ izy, niolomay hanaraka ny lalan-dison’i Balama+ mba hahazoana karama, ary efa matin’ny teny fikomian’i+ Kora!+