Nomery 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy mba olona Andriamanitra ka handainga,+Na zanak’olombelona ka hanenina.+Efa nilaza ve izy ka tsy hanatanteraka,Ary efa niteny ka tsy hanefa?+ 1 Mpanjaka 22:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa nasian’i Jehovah fanahy mamitaka tao am-bavan’ireto mpaminaninao rehetra ireto.+ Nilaza anefa i Jehovah fa loza no hanjo anao.”+ Ezekiela 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa raha nampitandrina ny ratsy fanahy kosa ianao,+ fa izy no tsy miala amin’ny faharatsiany sy ny lalan-dratsiny, dia ho faty noho ny fahadisoany izy,+ fa ianao kosa hahavonjy ny ainao.+
19 Tsy mba olona Andriamanitra ka handainga,+Na zanak’olombelona ka hanenina.+Efa nilaza ve izy ka tsy hanatanteraka,Ary efa niteny ka tsy hanefa?+
23 Koa nasian’i Jehovah fanahy mamitaka tao am-bavan’ireto mpaminaninao rehetra ireto.+ Nilaza anefa i Jehovah fa loza no hanjo anao.”+
19 Fa raha nampitandrina ny ratsy fanahy kosa ianao,+ fa izy no tsy miala amin’ny faharatsiany sy ny lalan-dratsiny, dia ho faty noho ny fahadisoany izy,+ fa ianao kosa hahavonjy ny ainao.+