Deoteronomia 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 fa tadiavo kosa izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra, mba hametrahany sy hampitoerany ny anarany, ka any no halehanareo.+ 2 Tantara 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hifidy an’i Jerosalema+ anefa aho mba hitoeran’ny anarako, ary hifidy an’i Davida ho mpitarika ny Israely oloko.’+ Salamo 48:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Kanto sy manerinerina ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,+Eny, ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+ Salamo 78:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Fa ny fokon’i Joda kosa no nofidiny,+Eny, ny Tendrombohitra Ziona, izay tiany.+
5 fa tadiavo kosa izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra, mba hametrahany sy hampitoerany ny anarany, ka any no halehanareo.+
6 Hifidy an’i Jerosalema+ anefa aho mba hitoeran’ny anarako, ary hifidy an’i Davida ho mpitarika ny Israely oloko.’+
2 Kanto sy manerinerina ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,+Eny, ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+