Deoteronomia 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 fa i Jehovah Andriamanitrareo no mandeha eo alohanareo. Izy no hiady ho anareo,+ araka izay rehetra nataony ho anareo teo ambany masonareo tany Ejipta+ Josoa 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lehilahy iray monja aminareo no hanenjika arivo,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miady ho anareo,+ araka izay efa nampanantenainy anareo.+
30 fa i Jehovah Andriamanitrareo no mandeha eo alohanareo. Izy no hiady ho anareo,+ araka izay rehetra nataony ho anareo teo ambany masonareo tany Ejipta+
10 Lehilahy iray monja aminareo no hanenjika arivo,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miady ho anareo,+ araka izay efa nampanantenainy anareo.+